From Numbers to Stories: Explore Our 2024 Impact
We’re happy to share our 2024 Annual Report!
This past year has been full of impact, growth, and resilience. Thanks to the support of our community, partners, and donors, our work reached thousands of students and families across rural Madagascar through scholarships, innovative programs, and strengthened local partnerships.
Every number tells a story of lives changed and barriers broken.
We also want to give special thanks and professional credit to Hasina Fanomezantsoa, a former student in our programs and current intern, who contributed greatly to the development of this report. From data support to content organization, Hasina’s dedication and growth reflect the very impact we strive to create. We are proud of her journey and grateful for her involvement.
Read the full report and see the incredible journey we’ve taken together: 2024 Annual Report
Faly izahay mizara aminareo ny Tatitra ny taona 2024!
Nandritra iny taona iny dia niaina fiovana sy fandrosoana lehibe izahay. Noho ny fanohanan’ny fiarahamonina, mpiara-miombon’antoka, ary mpamatsy vola, dia afaka nanampy ankizy sy fianakaviana an’arivony manerana an’i Madagasikara ny asantsika tamin’ny alalan’ny vatsim-pianarana, programa vaovao, ary fiaraha-miasa matanjaka amin’ireo mpiara-miombon’antoka eo an-toerana.
Ny tarehi-marika tsirairay dia mitantara fiainana niova ary sakana nesorina.
Te-hisaotra manokana ihany koa izahay an’i Hasina, izay mpianatra ao amin’ny fandaharanay ary mpiana-draharaha amin’izao fotoana. Nanampy betsaka tamin’ny fanatontosana ity tatitra ity izy, indrindra tamin’ny fanangonana sy fandrindrana ny votoatiny. Maneho ny fitomboany sy ny ezaka ataony amin’ny maha-matihanina izany ary tena reharehanay izany.
Vakio eto ny tatitra manontolo: 2024 Annual Report